|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanapepoana |
| Fototeny | 2 pepo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanaovana izay hahapepo, fanasiana lempona; fanakiviana
[1.1] 5 fanindriana olona mba tsy hampitraka azy [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 asservissement, domination, humiliation
[1.13] |
| Voambolana | 7 Ontam-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|