|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 pepo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Misy lempona petaka milentika: Nidona tamin' ny varavarana izy ka pepo ny handriny
4 I [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 concave, hollow
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 creux
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 23 pepolahy |
| Teny iditra (2/3) | 24 pepo |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Hodipotsy.
[Sakalava]
[1.1] 27 aretina mahazo ny hoditra, ny vavony, vokatry ny holatra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 tache blanche sur la peau, mycose
[1.13] |
| Voambolana | 29 Fahasalamana |
| Mpanahaka | 30 hodipotsy, 31 tapano |
| Teny iditra (3/3) | 32 pepo |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
34 wind. [Swahli Upepo.] See Rivotra
[Provincial]
[1.2] |
| Voambolana | 35 Haitoetrandro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|