|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  fanaperana
Fototeny  2 tapitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famitana, fandoavana (vola) hatramin' ny farany: Anio no fanaperana ny trosanao
5 Tsy fisian-kilemana haratsiana hotsinina na kely akory aza; vita tomombana, tanteraka: Tsy misy hokianina ny hiran' ny ankizy anikeheo, tena fanaperana marina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the end; the utmost perfection [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 L'action d'achever, de compléter, l’instrument, la cause [1.3]
8 la fin; arrivé à la perfection [1.8]
Ohatra  9  Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472]
10  Nony fe-ho tovovavy, indro miara fanaperana. [2.817]
11  Ny tiako holazaina aminao, dia ity : tsy mbola nisy fomba firaisa-monina fanaperana - raha nisy izany, dia efa foana e! [2.5]
Mpanahaka  12  aryfenitra, 13  bakalanysahaza, 14  farafarampony, 15  lanidatsaka, 16  lavorary, 17  mangidyvato, 18  matypaika, 19  safatsiroa, 20  tanteraka, 21  tapitraefatra, 22  tapitraohatra, 23  tokanaamantany, 24  tomombana, 25  tongalafatra, 26  tsymanampaharoa, 27  tsymanantsahala, 28  tsymisytoaazy, 29  tsymisytomika, 30  tsyroaamantany

Teny iditra (2/3)31  fanaperana
Fototeny  32 tapitra
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny frantsay  34 L'action de salir, l’instrument, la cause [1.3]

Teny iditra (3/3)35  fanaperana
Fototeny  36 tapitra
Sokajin-teny  37  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  38 arrivé à la perfection, hors concours [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31