|
|
|
|

Teny iditra1  safatsiroa
Singan-teny  2 isa, 3 fa, 4 tsy, 5 roa
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy manam-paharoa, tsy misy toa azy, ka enti-milaza hatsarana na haratsiana mihoatra noho ny hafa:
8 Safatsiroa ny hakingan' ilay olona nandeha teo ambony tady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 (pour isa fa tsy roa) incomparable, unique, sans égal [1.3]
Tsipelina hafa  10 isa fa tsy roa, isafatsiroa
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17