|
|
|
|

Entry1  fanapitsoka
Part of speech  2  noun
Root  3  pitsoka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manapitsoka, manala taolana amin' ny toerany na mamoha varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy

Anagrams  5  fanapitsoka, fanapotsika

Updated on 2025/07/29