|
|
|
|

Teny iditra1  pitsoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fifandisoan-taolana
4 Folaka: Pitsoka ny tongony havia
5 Fahasimbana fanalahidy [1.1]
6 fifandisoan'ny vanintaolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 luxation [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  23  Fahasalamana

Fivaditsoratra  24 kopitsa, 25 patsoky, pitsoka, 26 potsika, 27 tsapoky, 28 tsipoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19