Entry | 1 fanaporofoana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 porofo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanamarinana: Maivana ny fanaporofoanao ny lazainao |
Explanations in French |
5 [1.3#493] l'action de prouver, la preuve 6 [1.13] démonstration |
Examples |
7 [1.519#] Natao ho fanaporofoana ny fahamarinana ananan' ny mpiteny, noho izany, ny fisotroana tangena sy ozona izay teneniny. 8 [4.27#] Ireo fanapahan-kevitra noraisina faramparany izao^2 dia mirona amin' ny fanaporofoana fa ny fitondram-panjakana dia nisafidy ny nifanarahana antsoina hoe "agrobusiness" |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |