|
|
|
|

Entry1  fanariana
Root  2  ary
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4  le rejet, l'abandon, le lieu, l'instrument [1.3]
5  vidange, évacuation [1.13]
Examples  6  Ny fanariana ny maloto dia toy ny amin' ny miaramila miantafika : hady lava amin' ny ila toby andrefana, nasiana fefy ravina sy nefitreferina. [2.472]
7  Tsy tsipelinteny iray anefa hainy, tsy fitiavana te hahay mamaky nibosesika tao am-pony fa fanariana dia fotsiny amin' ny fiandrasana an-dRavokatra sy ireo namany. [2.470]
All compound words  8  2 combinations of this word
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Anagrams  10 fanairana, 11 fanaraina, 12 fanariana, 13 fianarana, 14 fiaranana, 15 ifaranana

Updated on 2025/10/08