| Entry | 1 fanasaliana |
| Part of speech | 2 noun |
| Root | 3 saly |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka 5 [1.13] fanatanitanihana amin'ny afo |
| Explanations in French |
6 [1.13] fumage |
| Vocabulary |
7 Economy: food |
| Synonyms | 8 fanasalisaliana |
| Updated on 2025/07/29 |
|