|
|
|
|

Teny iditra1 fanasana vy
Singan-teny  2fanasana, 3vy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 karazam-bato voavoatra handranitana na hikikisana akora samihafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 meule émeri [1.13]
Voambolana  7 Fitaovam-piasana

Fivaditsoratra  8 fanasana vy, 9 fanasivana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12