|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanasana
Fototeny  2asa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana [1.1]
5 Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika
Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a feast, a banquet [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 festin, banquet; invitation [1.8]
Ohatra  8 Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany. [1.381#]
Tovy hevitra  9fanasam-be
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  12Randzavola: fanasana ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)13 fanasana
Fototeny  14sasa
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. [1.2]
18 washing clothes, washing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 action de laver, instrument pour laver, lieu où on lave. [1.5]
20 la lessive, action de laver le linge [1.8]
Ohatra  21 Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#]
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  23 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02