|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanasarana
Fototeny  2 sasatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famizanana; fanelingelenana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'action de fatiguer, la cause [1.3]

Teny iditra (2/2)6  fanasarana
Fototeny  7 sara
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Fandoavana sarany (hofan-javatra tsy maharitra, miserana) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12