|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  sara
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 bikana [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (2/4)4  sara
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 fanomezana ho an'ny mpandihy, ny ombiasy [Taisaka] [1.78]
7 Vola aloa amin' ny zavatr' olona ampiasaina mandritra ny fotoana fohy na haingana, na miserana: Saran-dakana
8 Vola nomena taloha ny mpanao fanafody
9 (ankehitriny) Vola aloa amin' ny zavatra ara-tsaina raisina avy amin' olona, ka tsy azo lazaina hoe vidiny: Saram-pianarana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 the fare paid for a voyage; rent paid for use; a fee [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 loyer pour usage; prix d'un billet de train [1.8]
12 Rétribution payée à un mpimasy, le plus souvent en nature [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  24  haba, 25  hofantoerana, 26  vidintoerana
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 12 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)28  sara
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 Nom donné à des plantes employées par les empiriques ; auxquelles on attribue des vertus magiques ; ce sont surtout suivant les dialectes :
31 Lagarosiphon madagascariensis Casp. (Hydrocharitaceae). Réf. Rakotovao, Réserves Naturelles 4563.
32 Plante aquatique appliquée en emplâtres sur les foulures par les empiriques. [Sakalava]
33 Aponogeton sp. (Aponogetonaceae).
34 Plante aquatique utilisée par ses parties feuillées. Tubercule comestible. [Taisaka] [1.196]
Voambolana  35  Haizavamaniry 36  Finoana
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)39  Sarà
Sokajin-teny  40  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  41 Sarah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  42 Sara [2.996]
Ohatra  43  Indray andro dia nihomehezan' ny mpanompovaviny sara ka nivavaka tamin' i Jehovah koa izy mba ho faty. [1.38]
Voambolana  44  Soratra Masina
Tovy hevitra  45 saraha, saraha, saraha
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  46 Toko sy andininy momba Sarà
Lahatsoratra  47 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sarà

Fivaditsoratra  48 Arsà, 49 rasa, sara, Sarà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26