Entry (1/7) | 1 fanasina |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 hasina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manasina, mamoly, manady |
Proverbs | 5 Proverbs containing the word fanasina |
Entry (2/7) | 6 fanasina |
Part of speech | 7 adjective |
Root | 8 hasina |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Azo ahasina |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word fanasina |
Entry (3/7) | 11 fanasina |
Part of speech | 12 noun |
Root | 13 hasina |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Fomba entina manasina, manakivilivily, mandrotsirotsy: Toy izao no fanasina ny zaza voky loatra |
Entry (4/7) | 15 fanasina |
Part of speech | 16 adjective |
Root | 17 hasina |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Azo akivilivily, azo rotsirotsina |
Entry (5/7) | 19 fanasina |
Part of speech | 20 noun |
Root | 21 hasina |
Explanations in Malagasy |
22 [1.1] Fomba entina manasina, manolotra hasina mari-pankatoavana ny maha-mpanjaka mpitondra ny tany sy ny fanjakana: Toy izao no fanasina Andriana |
Entry (6/7) | 23 fanasina |
Part of speech | 24 adjective |
Root | 25 hasina |
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] Azo hasinina, mendrika hohasinina: Ny mpanjaka ihany no fanasina |
Entry (7/7) | 27 fanasina |
Part of speech | 28 noun |
Root | 29 masina |
Explanations in Malagasy |
30 [1.1] Sira: Ianareo no fanasin' ny tany, hoy i Kristy tamin' ny mpianony |
Explanations in English |
31 [1.2] [masina (hasina), saltish.] Salt. 32 [1.7] kitchen salt |
Explanations in French |
33 [1.8] sel de cuisine |
Vocabulary |
34 Economy: food |
Synonyms | 35 sira |
Article |
36 Randzavola: fanasina ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 37 fanasina, fanisana, fasinana, nanasafy, nifanasa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |