Entry | 1 fanatakobahana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 takobaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano, fanakobanana; fanetsiketsehana na fanaovana izay hampikobana ny rano ao anaty tavy na fitoerandrano hafa, fampikobanana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |