|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanatanjahantena |
| Singan-teny | 2 fanatanjahana, 3 tena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[fanatanjahan-tena]
5 Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 éducation physique
[1.13] |
| Ohatra |
7 Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa.
[2.356#]
|
| Voambolana | 8 Fanatanjahan-tena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|