Entry | 1 fanatanterahana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tanteraka |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Famitàna tsara hatrany amin' ny farany |
Explanations in French |
6 [1.13] réalisation |
Examples |
7 [2.356#] Napetraka tamiko ny fanatanterahana ny asa. 8 [2.508#] Ho fanatanterahana izany dia misy sorona atao. 9 [2.114#] Izy no mitandro ny fanatanterahana ny didim-pitsarana. |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |