Entry | 1 fanazavana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 zava |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fanovana izay hampahazava: Ampio labozia iray fa tsy ampy ny fanazavana itỳ efitra itỳ izany Filazalazana misimisy kokoa mba hahazoana zavatra iray: Omeo fanazovana kely aho hoe momba io raharaha io Fivoasana, famoaboasan, filazana heviteny: Misy sarotra iheny indraindray ny fanazavana hain-teny |
Explanations in English |
10 [1.7] the act of illuminating; an explanation |
Explanations in French |
11 [1.3#870, 1.8] action d'illuminer, d'éclairer 12 [1.3#870] L’action de bien expliquer, de rendre distinct, le moyen, la cause 13 [1.13, 1.8] explication |
Examples |
14 [1.38#376] Fanazavana ny amin' ny fiovan' ny diany. 15 [2.356#] Nanohy ny fanazavana ihany ireto namako. 16 [2.117#] Telo karazana ny fanazavana voasoratra ao. 17 [2.472#194] Tehaka be no nandraisan' ny mpihaino ny fanazavana. |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |