|
|
|
|

Entry1  fandadiana
Part of speech  2  noun
Root  3  lady
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fikisahana amin' ny tany: Mahavanana ny fandadian' io bibilava io
Fandehanana amin' ny tongotra sy ny tanana: Ny fandadian' ny zaza raha mbola kely
Fananihana: Ny fandadian' ny vahy amin' ny hazo

Anagrams  5  fandadiana, fidanadana

Updated on 2025/01/21