|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 lady |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hafainganana, hakingana
4 Hafainganana mandre, mahamasaka sakafo, hafainganan-tsaina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 vitesse, promptitude
6 finesse de l'oreille, de l'ouïe 7 promptitude de l'esprit 8 facilité à s'échauffer, comme une marmite [1.3#366] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 15 lady |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Fikisahana amin' ny tany, fananihana, fandehanana amin' ny tanana sy ny tongotra
18 Fandokadokafana tafahoatra. [1.1] 19 fandadiana [Taisaka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 creeping, prowling
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 action de ramper, de traîner par terre
[1.3#366, 1.8] 22 action de grimper, comme les lianes 23 action de circonvenir, de cajoler, d'épier le moment, l'occasion [1.3#366] 24 action de marcher à quatre pattes [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 35 hafotralady |
| Teny iditra (3/4) | 36 lady |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
38 (de lady ou malady : dans le sens où l'on dit malady sofina : « avoir l'oreille fine »). Dombeya spectabilis Bojer et Dombeya spectabilis var. humblotii (Baill.) Arènes (Malvaceae).
39 Cet arbre souvent planté autour des villages servait d'avertisseur, ses feuilles tombées à terre faisant un bruit caractéristique, surtout en saison sèche, et permettant de déceler l'arrivée de l'intrus (Réf. Service Forestier 6382). [Tanosy] [1.196] |
| Voambolana | 40 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 43 lady
![]() |
| Sokajin-teny | 44 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
45 vehivavy ; vehivavy mahalala fomba sy mahay miaina
46 anaram-boninahitra (Britain) [1.17] |
| Fivaditsoratra | 47 Adlì, 48 dila, lady, 49 Lidà, 50 Lyda |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|