|
|
|
|

Entry1  fandafarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fanoherana: Faly aho fa tsy nisy fandafarana ny hevitrao
Fiadiana mifanao andaniny sy an-kilany: Tsy tsara mihitsy ny fandafaran' ny iray tampo
4  [1.13] fametrahana miambaratonga
Explanations in French  5  [1.13] gradation
Root  6  lafatra
Compound words 

Updated on 2024/12/11