Entry | 1 fandalorana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 lalotra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanosorana feta amin' ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko: Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso |
Explanations in English |
5 [1.2] A smooth pebble used in polishing pottery; a plastering trowel. |
Explanations in French |
6 [1.3#378] L’action de polir, de crépir, les instruments, la manière du crépissage 7 [1.3#145] truelle, polissoir |
Examples |
8 [2.470#] Nofongarina ireo hazo boribory fandrariana sy vazan' omby fandalorana nimpirina ela tery an-joron-trano. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |