Entry (1/2) | 1 fandambolambo |
Root | 2 lambolambo |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandambolambo na mandama mba hililotra tsara Fomba entina manatsara, mandokadoka; fomba entina manafosafo, manambitamby [1.1] |
Entry (2/2) | 5 fandambolambo |
Root | 6 lambolambo |
Part of speech | 7 adjective |
Explanations in Malagasy |
8 Azo lambolamboina, halamaina mba hililotra tsara; azo dokadokafana, hatsaraina; azo safosafoina, tambatambazana [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |