|
|
|
|

Entry1  fandambolamboana
Part of speech  2  noun
Root  3  lambolambo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandamananamba hililotra tsara: Vita tsara ny rafitr' itỳ latabatra fa ny fandambolamboana azy sisa
Fanatsarana, fandokandokafana: Na manao ahoana na manao ahoana fandambolamboanao izany hevitra izany, hevitra manodoka fotsiny io fa mamohehatra
Fanafosafoana, fanambatambazana: Tsy hampiova ny hevitro ny fandambolamboanao ahy

Updated on 2024/12/11