Entry | 1 fandatsa |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Root | 3 latsa |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mandatsa na maneso ny sasany amin' ny fahoriana na fahavoazana mahazo azy Azo latsaina: Ny voa tsy fidiny tsy mba fandatsa |
Explanations in French |
5 [1.3#389] Celui qu’on insulte ordinairement, la manière de railler |
Examples |
6 [2.996#] Mba hahatonga ny taniny ho lao, sy ho zavatra fandatsa mandrakizay; |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |