|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  latsa-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe latsaka
Ohatra  3  na izay nikiaka mba ho latsa-drà. [2.59]
4  latsa-dranomaso i Dada nahita izany. [2.472]

Teny iditra (2/2)5  latsa
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 gaga [Tanosy] [1.78]
8 Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin' izay voa tamin' ny zavatra nandrarana azy; fitenenana olona tsy mahay mankasitraka ka ampahatsiahivina azy amin' izany ny soanatao taminy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 reproach [1.2, 1.7]
10 upbraiding [1.2]
11 an insult [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 reproche, injure [1.8]
Ohatra  13  Sady latsa no menatr' olona. [2.69]
14  Koa aza atao latsa ho anay ny fanahy tsy ampy. [2.298]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  34  Ontam-po
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02