Entry | 1 fandavorariana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 lavorary |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka |
Explanations in French |
7 [1.3#394] Le perfectionnement, l’accomplissement 8 [1.13] finition |
Examples |
9 [2.606#] Isaorana koa ireo mpitantsoratra niara-nihosina tamin'ny fandavorariana ny boky 10 [2.445#] Tsy dia ilana herin-tsandiy loatra ny asa ato, saingy ifotoran' ny fandavorariana ny asa ny fananana fifantohan-tsaina sy fihetsika kinga |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |