| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 fandefasana | 
| Fototeny | 2lefa | 
| Sokajin-teny | 3 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
4 Fampandehanana (olona) any amin' ny na any an-...: Fandefasana iraka any am-pita Fampitondrana: Hajia ohatrinona no hilaina amin' ny fandefasana itỳ taratasy itỳ? Fitifirana, fitorahana: Homeko baiko ianao alohan' ny fandefasana ny vato Fanafahana, famotsorana: Noho ny fetim-pirenena, dia misy fandefasana gadra vitsivitsy [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 the act of setting free; sending, shipping [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 action de libérer, de relâcher; envoi, expédition [1.8] | 
| Ohatra | 
7 Asa, mety hohadino angamba ny fandefasana ireo porofo?
[2.445#] 
 8 fa saingy mitovy amin'ny fandefasana vato nasiana menaka izany. [2.424#]  | 
| Tovy hevitra | 9fandefana | 
| Kamban-teny rehetra | 10Fikambanana 2 amin' io teny io | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 | 
 |