|
|
|
|

Entry (1/2)1  fandeha
Root  2  leha
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fomban' ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha ery iny tovovavy iny
Dia: Adanodano ny fandehanao
Fizotra, toetra, fandroso: Manao ahoana ny fandehan' ny varotrareo izao?
Fihetsehan' ny milina ao anatin' ny masinina iray ara-dalaina: Miadan-kely izany fandehan' ny famantaranandronareo izany [1.1]
Explanations in French  5  la manière de marcher, la démarche: Ratsy fandeha izy (Il a une vilaine démarche) [1.3]
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :
All compound words  8  2 combinations of this word
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Entry (2/2)10  fandeha
Part of speech  11  conjunction [Full list]
Explanations in English  12  yet, but. See nefa. [1.2]
Analogs  13  kandeha, nefa

Updated on 2025/10/08