|
|
|
|

Teny iditra1  fandiafasika
Singan-teny  2 fandia, 3 fasika
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazam-boronkely mahafinaritra izay matetika mandeha tsiroaroa ka manainganainga volombody matetika eny am-pandehanana; eny amin' ny fasika eny amoron-drano no ahitana azy matetika ka izany no nahatonga ny anarany, izay atao koa hoe lavasalaka na triotrio, salahy, seritse [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a species of sandpiper. Actitis hypoleucus , L. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 guinette [1.54]
Ohatra  8  Iny mivoaka avy ao Ramatoa Ravoahirana, nitsipitsipika toy ny fandiafasika nahazo remby, mivimbina ravin-damba sy haingon'akanjo avy novidina teny amin'ny magazain'Iarivo. [1.262#helokaroaambinnyfolonatsymipepo]
Voambolana  9  Haibiby: vorona
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09