|
|
|
|

Entry1  fandio
Root  2  dio
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Rano na zavatra entina hanadio
Ody farasisa fanome ny vehivavy te hiteraka na ny efa bevohoka [1.1]
Explanations in French  5  Ce qu’on peut nettoyer, manière de nettoyer [1.3#106]
Examples  6  Omeo fandio, hoy indray i Bemanana. [2.472#]
7  Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470#]
All compound words  8  2 combinations of this word
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Anagrams  10 andofy, 11 fandio, 12 fanody, 13 fiando, 14 fidona

Updated on 2025/10/08