|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dio |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy fisiana loto na pentina; fangarangaranana sy tsy fananan-tsiny na kilema; tsy fifangaroana amin-javatra hafa: Tsy mbola mahafa-po ahy ny dion' itỳ vilia itỳ
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 cleanliness, purity, brightness. Lio is used in some provinces for dio [See note to diavolana]
[1.2] 5 cleanliness [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 propreté
[1.8] 7 corps à l'état pur [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 34 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | dio, 35 Ido, 36 ody |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|