Entry | 1 fandoarana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 loatra |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fakana ny ao anatin' ny vilany: Anjaran' ny vehivavy taloha ny fandoarana ny vory Fanalana sy fihadiana ny atiny: Naharitra elaela ihany ny fandoarana ny tany tamin' io lavaka io |
Anagrams | 6 andarofana, andraofana, fandaroana, fandoarana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |