Entry | 1 fandonana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 dona |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanapehana, fanapohana: Mafy loatra ny fandonany ny varavarana ka taitra niantsambotra aho |
Anagrams | 5 fandanona, fandonana, fanondana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |