|
|
|
|

Teny iditra1  fandoto
Fototeny  2 loto
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 zaka mandoto ny tontolo iainâna [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 polluant [1.13]
Ohatra  6  Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02