|
|
|
|

Entry (1/2)1  loto
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Fako, fakofakon-trano, fikotra: Ario any ireo loto ireo fa mahabe lalitra
Pentina, tasy: Rakotry ny loto itỳ lobakao
Tsy fahadiovana, fisotisoty, fisotitika: Oadray ny loton' Ikoto!
Explanations in English  15  [1.7] dirt, filthiness
Explanations in French  16  [1.8] saleté, souillure
Examples  17  [2.314] madio tsisy loto, tsisy fangarony.
18  [2.445] Mametraka loto eny an-tsisiny eny ny mpanary fako.
19  [1.214] Indro ilay Peratra Volamena vaovao efa misolotiky ny loto!

Entry (2/2)20  lôtô
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  [1.1] Karazan-kilalao an-tsapaka: izarana baoritra misy tarehimarika hatramin' ny 1 ka hatramin' ny 90 anaty efitrefitra ny mpilalao, ka izay mahafeno voalohany ny efitrefitra amin' ny baoritra eny an-tanany amin' ny vato misy tarehimarika hatramin' ny 90 koa izay sarihana an-tsapaka, no maharesy
Vocabulary  23  Game

Anagrams  24  loto, lôtô, tolo

Updated on 2025/08/10