|
|
|
|

Teny iditra1  fandotoana
Fototeny  2 loto
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fahalotoana vokatry ny mikrôby na viriosy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 contamination
6 dopage [1.13]
Ohatra  7  Ary inty indray hianareo manampy ny hatezerany amin' Israely, amin' ny fandotoana ny sabata! [2.996#]
Voambolana  8  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  9 asa fandotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09