Entry (1/2) | 1 fandovana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 lova |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahazoana na fandraisana harena na fananana navelan' ny ray aman-dreny |
Explanations in French |
5 [1.13] hérédité |
Examples |
6 [2.606#] Raha ny fandovana no jerena, dia azo lazaina ihany fa sady "momba ray" no "momba reny" ny Masikoro, satria ny olona iray na lahy na vavy dia afaka |
Article |
7 Randzavola: fandovana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 8 fandovana |
Part of speech | 9 noun |
Root | 10 lo |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Fanaovana izay hahatonga lo |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |