|
|
|
|

Teny iditra1  fandrabavy
Singan-teny  2 fandraka, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fandraka lehibe na mivelabelatra ny lelany [1.1]
6 fandra-kazo be sakana fa manify [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 [vavy, feminine.] A very large chisel. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 ciseau [1.13]
Voambolana  9  Fitaovam-piasana
Mpanahaka  10  fandradahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12