|
|
|
|

Teny iditra1  fandradahy
Singan-teny  2 fandraka, 3 lahy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fandraka kely na etiety ny lelany [1.1]
6 fandra-kazo kely sakana fa matevina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 [lahy, masculine.] A very small chisel. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 bédane [1.13]
Voambolana  9  Fitaovam-piasana
Mpanahaka  10  fandrabavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12