|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fandrao |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny entina milaza fanahiana na tahotra
4 Sao dia, andrao, angoa: Matahotra aho fandrao miresaka amin' i dada ny mpampianatra anay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [fa and andrao.] Lest, for fear that.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 de peur que.
7 Niova akanjo izy fandrao fantatry ny olona: 8 il a changé d'habit de peur d'être reconnu par les gens [1.12] |
| Mpanahaka | 9 andrao, 10 fandroa, 11 mba, 12 ndrao, 13 sangoa |
| Fivaditsoratra | 14 fa-drano, 15 fandaro, fandrao, 16 fandroa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|