Entry | 1 fandravahana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 ravaka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampihaingoana |
Explanations in French |
5 [1.3#516] L’action de décorer, la matière, les instruments 6 [1.13] décoration |
Examples |
7 [2.245#] ary tsy fandravahana fe fandravahana fotsiny ihany, tena entina ilazana ny ventin-kevitry ny Raharaha atao mihitsy koa izy. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |