| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 ravaka | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Zavatra entina mahatsara tarehy olona na zavatra; haingo, renty: Ny fahamaotinana no ravaky ny tovovavy sarobidy indrindra [1.1] 4 zavatra entina na apetaka mba hahatsara jerena [1.13]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
5 an ornament, jewelry [1.7] | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
6 ornement, bijou [1.8] 7 décoration, parure [1.13]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Mpanahaka | 25 haingo | 
| Kamban-teny rehetra | 26tatamo ravaky ny farihy | 
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io | 
| Lahatsoratra | 28Randzavola: ravaka ao amin' ny Baiboly | 
| Fivaditsoratra | 29 ravaka, 30 varaka | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 | 
 |