Entry (1/2) | 1 fandravonana |
Root | 2 ravona |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fampitoviana tantana, fanovonana ny iva ary fisorohana ny avo ho marin-tampona, fanarenana; fampitoviana [1.1] |
Explanations in French |
5 L action d'égaliser, l’instrument [1.3#518] 6 synthèse [1.13] |
Examples |
7 Vao mainka tsy nahaliana kokoa ny mikasika ny volavolan-dalàna fandravonana na fanatanterahana ny fitantanam-bola nifanesy.
[4.27]
|
All compound words | 8 2 combinations of this word |
Entry (2/2) | 9 fandravonana |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in French |
11 (de ravona : action d'aplanir les difficultés) Aliments choisis et préparations stomachiques qu'on donne aux personnes prédisposées aux maux d'estomac. [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary | 12 Botany |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |