|
|
|
|

Entry1  fandrendrehana
Root  2  rendrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fandatsahana ao anaty rano mba tsy ho afa-mipoitra intsony, fandentehana: Tsy zavatra mora ahory ny fandrendrehana sambo iray
Fanempoana: Orinasa lehibe ny fandrendrehana akoram-by mba hahazoana vy
Fampiokoana, fampikomiana: Sazy lehibe no anafaizana izay tratra manao fandrendreham-bahoaka [1.1]
Explanations in French  5  l'action de faire fondre, la fonte, l'instrument pour faire fondre, le lieu [1.3#524]
Examples  6  Dia ny fandrendrehana ny sisa sy ny fanatsoriahana azy; [2.366#]
7  Ny memy ho an' ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an' ny volamena; [2.996#]
All compound words  8  vilanibe fandrendreham-by

Updated on 2025/10/08