|
|
|
|

Entry1  fandrenesana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fahafantarana feo
Fahazoan' ny olombelona mifandray amin' ny zavatra manodidina azy ka ahafantarany ny momba ny tsirony, ny fofony, ny feony sy ny hamafiny: Misy efatra ny fandrenesana ka ireto avy ny organina aminy: ny lela, ny orona, ny sofina, ny hoditra amin' ny tena manontolo, fa indrindra ny tanana
Varavaran-tsaina. (Marihina fa ny fahitana dia tsy mba voafaoka ho anisan' ny fandrenesana)
Explanations in English  4  [1.7] the sense of hearing; also used of other senses
Explanations in French  5  [1.8] l'ouïe ; sensation en parlant des autres sens, sauf la vue
Examples  6  [2.59#] Endrey ny alahelo amy ny fandrenesana izany!
7  [1.519#] Azo lazaina ihany koa fa tsy manafintohina loatra ny fandrenesana azy io.
8  [2.324#] Nampandraiki-marary azy mihitsy ny fandrenesana, fa nanaiky tokoa Razaimalala.
Vocabulary  9  Biology
Root  10  re
Analogs  11  fahitana, fanamboloana, fitsapana, fitsiroana
Compound words 

Anagrams  13  fandrenesana, nandrefesana

Updated on 2025/01/21