|
|
|
|

Teny iditra1  fahitana
Fototeny  2 hita
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ny maso
5 Fahalalana: Ny fahitana ny maha-mahantra anay ve no iavonavonanareo aminay
6 Fitsarana: Araka ny fahitako ny raharahanareo dia tokony homenao ny karamany
7 Fisehoan-javatra toy ny fanahy, avelo na matoatoa min' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 sight, vision [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 La vue, l’instrument [1.3#251]
10 la vue; une vision [1.8]
Ohatra  11  Ny fahitana azy aloha, dia efa lehibe tokoa. [2.472#]
12  Faharesena ho an-dRatovonirina ny fahitana azy. [2.895#]
13  Zazavavy mahafinaritra amin' ny fahitana rehetra. [2.928#]
Voambolana  14  Haiaina
Mpanahaka  15  fanamboloana, 16  fandrenesana, 17  fitsapana, 18  fitsiroana
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  20 Randzavola: fahitana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  21 fahatany, fahitana, 22 fitahana, 23 tahafina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02