|
|
|
|

Teny iditra1  fandriaka
Fototeny  2 riaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny zavatra mandriaka, mandeha na mizotra toy ny riaka: Loza ny fandriakan' ny rany tamin' ny tany [1.1]

Fivaditsoratra  5 afandrika, 6 fandraika, fandriaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12