Entry (1/2) | 1 fandriandry |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 fandry |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Toetoetra, fomba fandehan-javatra, na tsara na ratsy: Hijery ny fandriandrin' ny raharaha no nahatongavako |
Entry (2/2) | 5 fandriandry |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 [1.78] [Tanala]
fitsotsorana, tsotsotra mba haka aina |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |