|
|
|
|

Teny iditra1  fandri-borovoro
Singan-teny  2 fandrika, 3 vorovoro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fandri-borona misy tady kely izay isavorovoroan' ny vorona ka ahafahana misambotra azy mora foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [fandriborovoro] 6 A loose kind of snare. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 piège à plusieurs lacets propre à embrouiller les oiseaux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12